Asan'ny Apostoly 18:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tonga tany Efesosy ny Jiosy anankiray atao hoe Apolosy, izay teraka tany Aleksandria, lehilahy nahay nandaha-teny sady nahery tamin'ny Soratra Masina.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:14-28