Asan'ny Apostoly 16:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nahazo teny toy izany ralehilahy, dia nataony tao amin'ny tranomaizina anatiny indrindra izy, ary ny tongony nobolokiny mafy tamin'ny boloky hazo.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:21-25