Asan'ny Apostoly 16:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy, dia nataony tao an-tranomaizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry tranomaizina.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:20-33