Asan'ny Apostoly 16:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa natao batisa ravehivavy mbamin'ny ankohonany, dia nangataka izy nanao hoe: Raha ataonareo ho mahatoky amin'ny Tompo aho, dia midìra ao an-tranoko ka mitoera ao. Dia nanery anay izy.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:7-24