Asan'ny Apostoly 16:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba volomparasy, avy any an-tanàna Tyatira, izay nivavaka tamin'Andriamanitra, dia nihaino izy, ary ny Tompo nanokatra ny fony hitandrina ny teny izay nolazain'i Paoly.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:9-20