Asan'ny Apostoly 15:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Andriamanitra, Izay mahalala ny fo, dia vavolombelony tamin'ny nanomezany azy ny Fanahy Masina tahaka antsika koa;

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:6-12