Asan'ny Apostoly 15:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nisy ady hevitra be ihany, dia nitsangana Petera ka nanao taminy hoe: Ry rahalahy, fantatrareo fa hatramin'ny ela Andriamanitra dia efa nifidy teo aminareo fa amin'ny vavako no handrenesan'ny jentilisa ny tenin'ny filazantsara ka hinoany.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:1-11