Asan'ny Apostoly 15:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nifanditra mafy izy roa lahy ka nisaraka; ary Barnabasy nitondra an'i Marka, dia niondrana an-tsambo nankany Kyprosy.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:38-41