Asan'ny Apostoly 15:38 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa nataon'i Paoly fa tsy tokony ho entiny miaraka aminy izy, satria nandao azy tany Pamfylia ka tsy niaraka taminy ho any amin'ny raharaha.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:37-41