Asan'ny Apostoly 15:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy Paoly tamin'i Barnabasy: Andeha isika hiverina hamangy ny rahalahy any amin'ny tanàna rehetra izay efa nitoriantsika ny tenin'ny Tompo, hahitantsika izay toetrany.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:31-37