Asan'ny Apostoly 15:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Paoly sy Barnabasy kosa nitoetra tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin'ny Tompo izy roa lahy mbamin'ny maro koa.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:28-39