Asan'ny Apostoly 15:29 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny hifadianareo ny hena aterina amin'ny sampy sy ny rà sy ny zavatra kendaina ary ny fijangajangana; raha mahatandrin-tena hifady izany ianareo, dia ho soa. Veloma ianareo.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:23-33