Asan'ny Apostoly 15:28 Malagasy Bible (MG1865)

Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay tsy hampitondra enta-mavesatra anareo afa-tsy izao zavatra tsy maintsy hotandremana izao ihany:

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:20-29