Asan'ny Apostoly 12:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nosamboriny izy, dia nataony tao an-tranomaizina ka natolony tamin'ny miaramila enina ambin'ny folo hambenany; dia nikasa hamoaka azy ho eo amin'ny vahoaka izy, rehefa afaka ny Paska.

Asan'ny Apostoly 12

Asan'ny Apostoly 12:1-14