Asan'ny Apostoly 12:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa hitany fa sitraky ny Jiosy izany, dia nandroso nisambotra an'i Petera koa izy. (Efa mby tamin'ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira tamin'izany.)

Asan'ny Apostoly 12

Asan'ny Apostoly 12:1-9