Asan'ny Apostoly 12:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Heroda tezitra loatra tamin'ny Tyriana sy ny Sidoniana; fa niray saina kosa ireo ka nankany aminy, ary rehefa nahazo an'i Blasto, mpitandrina ny trano fandrian'ny mpanjaka, ho sakaizany, dia nangataka fihavanana, satria ny taniny nivelona tamin'ny tanin'i Heroda.

Asan'ny Apostoly 12

Asan'ny Apostoly 12:13-22