Asan'ny Apostoly 12:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nitady azy fatratra Heroda, fa tsy nahita, dia nadininy ny mpiambina ka nasainy novonoina. Ary Heroda nidina niala tany Jodia hankany Kaisaria, dia nitoetra tany.

Asan'ny Apostoly 12

Asan'ny Apostoly 12:10-25