Asan'ny Apostoly 11:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nambarany taminay ny nahitany ny anjely nitsangana tao an-tranony ka nanao hoe: Maniraha ho any Jopa, ka ampanalao Simona, izay atao hoe koa Petera;

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:4-20