Asan'ny Apostoly 11:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nasain'ny Fanahy hiaraka tamin'ireo aho ka tsy hizaha tavan'olona na dia kely akory aza. Ary niaraka tamiko koa ireto rahalahy enina ireto, ka niditra tao an-tranon-dralehilahy izahay.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:8-22