Asan'ny Apostoly 1:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary fantatr'izay rehetra monina eto Jerosalema izany, ka ny anaran'izany saha izany amin'ny fiteniny dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-drà.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:11-21