Asan'ny Apostoly 1:18 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izany lehilahy izany dia nahazo saha tamin'ny tambin'ny fahotany; ary potraka niankohoka izy, dia vaky ny kibony ka nipoaka sady nivaroraka avokoa ny tsinainy.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:13-21