Zakaria 4:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory.

2. Dia hoy izy tamiko: Inona no hitanao? Ary hoy izaho: Hitako fa, indro, misy fanaovan-jiro tena volamena, ary ny fitoeran-diloilony dia eo an-tampony, ary ny lela fanaovan-jirony fito kosa dia eo aminy, ary misy fantsona fito avy amin'ny isan'ny lela fanaovan-jiro izay eo an-tampony;

Zakaria 4