Tonon-Kiran'i Solomona 8:11 Malagasy Bible (MG1865)

Solomona nanan-tanim-boaloboka tao Bala-hamona; Nahofany tamin'olona mpiandry voly ny tanim-boaloboka, ka samy tsy maintsy mitondra sekely volafotsy arivo ho solon'ny vokatra.

Tonon-Kiran'i Solomona 8

Tonon-Kiran'i Solomona 8:6-14