Tonon-Kiran'i Solomona 8:1 Malagasy Bible (MG1865)

Enga anie ka ho tahaka ny anadahiko, izay ninono an'ineny, ianao! Dia ho nahita anao teny ala-trano aho ka ho nanoroka anao. Eny tsy ho azon'olona notevatevaina aho.

Tonon-Kiran'i Solomona 8

Tonon-Kiran'i Solomona 8:1-2