Tonon-Kiran'i Solomona 7:9 Malagasy Bible (MG1865)

Hoy izaho: Hananika ny rofia aho ka handray ny rantsany; Ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an'ny poma,

Tonon-Kiran'i Solomona 7

Tonon-Kiran'i Solomona 7:4-13