Tonon-Kiran'i Solomona 6:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa iray monja kosa no voromailalako, dia ilay ahy tsy misy kilema, vavy tokan-dreniny sady tsongaina amin'izay naterany. Ny zazavavy nahita azy ka nanao azy ho sambatra, eny, ny mpanjakavavy sy ny vaditsindrano, ka nidera azy.

Tonon-Kiran'i Solomona 6

Tonon-Kiran'i Solomona 6:5-12