Tonon-Kiran'i Solomona 6:4 Malagasy Bible (MG1865)

Tsara tarehy tahaka an'i Tirza ianao, ry tompokovavy havako, eny, tsara tarehy tahaka an'i Jerosalema, mahatahotra toy ny antokon'ny miaramila mitondra faneva.

Tonon-Kiran'i Solomona 6

Tonon-Kiran'i Solomona 6:1-6