Tonon-Kiran'i Solomona 6:11 Malagasy Bible (MG1865)

Lasa nidina nantany an-tsaha tsara hazo aho, hijerijery ny zava-maitso an-dohasaha, hizaha raha mitsimoka ny voaloboka sy mamony ny ampongaben-danitra.

Tonon-Kiran'i Solomona 6

Tonon-Kiran'i Solomona 6:3-12