Tonon-Kiran'i Solomona 5:5 Malagasy Bible (MG1865)

Nitsangana hamoha varavarana ny malalako ihany aho, ary nitete miora ny tanako, eny, ny rantsan-tanako nitete ranon'ny miora teo amin'ny famohana ny hidin-trano.

Tonon-Kiran'i Solomona 5

Tonon-Kiran'i Solomona 5:2-9