Tonon-Kiran'i Solomona 4:8 Malagasy Bible (MG1865)

Hiaraka amiko avy any Libanona ianao, ry ampakariko, eny, hiaraka amiko avy any Libanona, hitazana eny an-tampon'i Amana, eny an-tampon'i Senira sy Hermona, eny an-davaky ny liona, eny an-tendrombohitry ny leoparda.

Tonon-Kiran'i Solomona 4

Tonon-Kiran'i Solomona 4:5-16