Tonon-Kiran'i Solomona 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Mandra-pangatsiatsiaky ny andro, ka efa hilentika ny masoandro, dia handeha aho ho any amin'ny tendrombohitry ny miora sy ny havoan'ny ditin-kazo mani-pofona.

Tonon-Kiran'i Solomona 4

Tonon-Kiran'i Solomona 4:1-9