Tonon-Kiran'i Solomona 4:1 Malagasy Bible (MG1865)

Endrey, tsara tarehy ianao, ry tompokovavy havako! Endrey, tsara tarehy ianao! Ny masonao dia voromailala eo amin'ny fisalobonanao; Ny volonao dia tahaka ny osy andiany, izay mandriandry eny an-kilan'ny tendrombohitr'i Gileada.

Tonon-Kiran'i Solomona 4

Tonon-Kiran'i Solomona 4:1-6