Tonon-Kiran'i Solomona 3:4 Malagasy Bible (MG1865)

Nony vao nandalo ireo vetivety foana aho, dia hitako ilay tian'ny fanahiko, ka nohazoniko izy, fa tsy navelako handeha, mandra-pitondrako azy ho any an-tranon'ineny, dia any amin'ny efi-tranon'ilay niteraka ahy.

Tonon-Kiran'i Solomona 3

Tonon-Kiran'i Solomona 3:3-6