Tonon-Kiran'i Solomona 2:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ny malalako dia tahaka ny gazela na ny diera tanora; Indro, mijanona eo ala-tranonay izy, mitsidika eo am-baravarankely, manarangarana eo amin'ny makarakara.

Tonon-Kiran'i Solomona 2

Tonon-Kiran'i Solomona 2:5-15