Tonon-Kiran'i Solomona 2:3 Malagasy Bible (MG1865)

Toy ny hazo poma amin'ny hazo any an'ala, dia toy izany ny malalako eo amin'ny zatovo. Mahafinaritra ahy indrindra ny mipetraka eo ambanin'ny alokalony, sady mamy ao am-bavako ny voany.

Tonon-Kiran'i Solomona 2

Tonon-Kiran'i Solomona 2:1-11