Tonon-Kiran'i Solomona 2:14 Malagasy Bible (MG1865)

E, ry voromailalako ao amin'ny tsefatsefaky ny harambato, dia ao amin'ny fialokalofana amin'ny fiakarana mideza, aoka hahita ny endrikao sy handre ny feonao aho; Fa mamy ny feonao, sady mahafinaritra ny endrikao.

Tonon-Kiran'i Solomona 2

Tonon-Kiran'i Solomona 2:6-17