Tonon-Kiran'i Solomona 2:12 Malagasy Bible (MG1865)

Miposaka eo amin'ny tany ny voninkazo; Tonga ny taona fanaovam-peo fifaliana, ary re atỳ amin'ny tanintsika ny feon'ny domohina.

Tonon-Kiran'i Solomona 2

Tonon-Kiran'i Solomona 2:8-14