Tonon-Kiran'i Solomona 2:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Izaho dia voninkazo eny an-tanety ihany sy lilia eny an-dohasaha.

2. Toy ny lilia eo amin'ny tsilo, dia toy izany tompokovavy havako eo amin'ny zazavavy.

Tonon-Kiran'i Solomona 2