Salamo 93:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Jehovah no Mpanjaka mitafy voninahitra Izy; Jehovah mitafy, eny, misikina hery Izy; Ary izao rehetra izao nampitoerina ka tsy hihetsika.

2. Ny seza fiandriananao nampitoerina hatramin'ny fahagola; Hatrizay hatrizay Hianao.

3. Mamandra-peo ny riaka, Jehovah รด, Eny, manandra-peo ny riaka; Mampirohondrohona ny feony ny riaka.

Salamo 93