6. Na ny areti-mandringana mandeha amin'ny maizina, Na ny fandringanana mandripaka amin'ny mitataovovonana.
7. Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia tsy hihatra aminao izany
8. Hijery maso fotsiny ianao,Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.
9. Satria hoy ianao: Jehovah รด, Hianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,
10. Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.