Salamo 88:1-4 Malagasy Bible (MG1865)

1. Tonon-kira. Salamo nataon'ny Koraita. Ho an'ny mpiventy hira. Almahalath-leanoth. Maskila nataon'i Hemana Ezrahita. Jehovah รด, Andriamanitry ny famonjena ahy, Andro aman'alina no itarainako eo anatrehanao;

2. Aoka ny fivavako ho tonga eo anatrehanao; Atongilano amin'ny fitarainako ny sofinao;

3. Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; Ary ny aiko manakaiky ny fiainan-tsi-hita.

4. Natao ho isan'izay midina any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;

Salamo 88