Salamo 83:14-17 Malagasy Bible (MG1865)

14. Tahaka ny afo mandoro ala sy tahaka ny lelafo mampirehitra tendrombohitra;

15. Aoka ho toy izany no anafotofotoanao azy amin'ny tadionao, sy ampahatahoranao azy amin'ny tafio-drivotrao.

16. Sarony henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah รด.

17. Aoka ho menatra sy ho amin-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy haringana izy.

Salamo 83