11. Hampahatsiaro ny asan'i Jehovah aho, fa ta-hahatsiaro ny fahagagana nataonao fony taloha;
12. Eny hisaina ny asanao rehetra aho, ary hihevitra ny nataonao.
13. Andriamanitra รด, amin'ny fitoerana masina ny lalanao; iza no andriamani-dehibe tahaka an'Andriamanitra?