34. Aoka hidera Azy ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsika ao aminy.
35. Fa Andriamanitra hamonjy an'i Ziona sady hanangana ny tanĂ nan'ny Joda; ary hitoetra ao ny olony ka ho tompony;
36. Dia handova azy ny taranaky ny mpanompony; ary hitoetra ao izay tia ny anarany.