21. Fa Andriamanitra mamely mafy ny lohan'ny fahavalony, dia ny tampon-doha lava volo an'izay mandroso amin'ny fahadisoany.
22. Lazain'ny Tompo hoe: hampody ny any Basana Aho; hampody ny amin'ny ranomasina lalina Aho,
23. Mba hampihosenanao rĂ ny tongotrao, ary ho anjaran'ny lelan'ny amboanao ny fahavalo.