Salamo 59:15-17 Malagasy Bible (MG1865)

15. Miriorio mitady hanina izy; raha tsy voky izy, dia any ihany mandritra ny alina.

16. Fa izaho kosa dia hihira ny herinao, ary hihoby ny famindram-ponao nony maraina, satria fiarovana avo ho ahy Hianao, ary fandosirako amin'ny andro fahoriana.

17. Ry Heriko รด, Hianao no hankalazaiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra Izay mamindra fo amiko.

Salamo 59