7. Diovy hysopa aho ho afa-pahotana, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka.
8. Ampandreneso fifaliana sy faharavoravoana aho, hifalian'ny taolana izay voavakivakinao.
9. Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra.
10. Amorony fo madio aho, Andriamanitra รด; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko.
11. Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko.