Salamo 5:11-12 Malagasy Bible (MG1865)

11. Dia hifaly izay rehetra mialoka aminao, hihoby mandrakariva izy, koa miarova azy Hianao; ka dia ho ravoravo aminao izay tia ny anaranao.

12. Fa Hianao, Jehovah รด, mitahy ny marina; fankasitrahana no ataonao manodidina azy toy ny ampinga lehibe.

Salamo 5