Salamo 41:7-10 Malagasy Bible (MG1865)

7. Mitakoritsika ahy izay rehetra mankahala ahy; misaina hanisy ratsy ahy izy.

8. Tena zava-dratsy, hoy izy, no aidina aminy; ary raha mandry izy dia tsy hitsangana intsony.

9. Eny, ny sakaizako, izay maha-toky ahy sady nihinana ny haniko, no nanangana ny ombelahin-tongony hamely ahy.

10. Fa ianao kosa Jehovah Ă´, mamindrĂ  fo amiko, ka atsangano aho mba hamaliako azy.

Salamo 41