1. Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo nataon'i Davida. Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako Ă´; Raha tao an-katerena aho, dia nohalalahinao toerana; MamindrĂ fo amiko, ka henoy ny fivavako.
2. Ry lehibe, mandra-pahoviana no hataonareo ho henatra ny voninahitro, ary ho tia zava-poana sy hamoron-dainga ianareo?